Wikipedia mgwiki https://mg.wikipedia.org/wiki/Wikipedia:Fandraisana MediaWiki 1.43.0-wmf.28 first-letter Rakitra Manokana Dinika Mpikambana Dinika amin'ny mpikambana Wikipedia Dinika amin'ny Wikipedia Sary Dinika amin'ny sary MediaWiki Dinika amin'ny MediaWiki Endrika Dinika amin'ny endrika Fanoroana Dinika amin'ny fanoroana Sokajy Dinika amin'ny sokajy TimedText TimedText talk Module Discussion module Ronono 0 11020 1091095 1076346 2024-10-30T03:26:23Z 186.126.37.56 1091095 wikitext text/x-wiki [[File:Ronono.jpg|thumb|Ronono]] [[File:Eleveur de bétail.jpg|left|thumb|Eleveur de bétail]] [[File:Milk with honey.jpg|thumb|Ronono misy tantely]] Ny '''ronono''' dia sakafo ranoka miloko fotsy amboarin'ny biby mampinono vavy. Ny ronono dia vokarin'ny fandranoka ao anatin'ny nono. == Siansa == Ny ronono dia ranoka fotsy, ny misy ao anatiny dia mety samihafa kely arakaraky ny karazana biby mampinono. === Fizika === Ny rononon'omby dia manana tahandanja 1,032. Haro fiharo ary mitsingilahila. Ny arakevitry ny rano dia fito ambin'ny valopolo isan-jato. Ny sisan'izay dia tavy (3,5-4,5%) ary tahantombo hafa toy ny gliokôzy, lipida, prôtida ary otrikanina, miaraka amina tahantombo mineraly toy ny kalsiôma, pôtasiôma, manganeza, kilaoro... === Simia === Ny pH dia somary marikivy (6,4 hatramin'ny 6,8 ho an'ny rononon'omby) mahery kelin'ny 7 ny pH an'ny rononon'olombelona (7,0-7,5). Mihamarikivy ny ronono rehefa mijanona elaela, satria lasa mivadika ho asidra laktika ny laktôzy. * [[Ronono vovoka]] {{Commonscat|Milk}} [[sokajy:Ronono]] 2j3lv9nsk9vs56mwi3h37kj6p3r80o0 Manobala 0 216567 1091093 1056105 2024-10-29T15:13:55Z Sjö 26537 1091093 wikitext text/x-wiki {{infobox olona |sary= |anarana=Manobala |teraka=4 Jiona 1953 |maty= |firenena=India |mpiaraka= |asa= * [[mpilalao]] * [[talen-koronantsary]] |taona niasàna= }} '''Manobala''' dia mpilalao, talen-koronantsary mizaka ny zom-pirenen'i [[India]] teraka ny 4 Jiona 1953 == Jereo koa == * [[Biôgrafia]] ===Rohy ivelany=== * Ao amin'i Freebase: [https://www.freebase.com] {{Wayback|url=https://www.freebase.com/ |date=20160501004947 }} [[sokajy:Biôgrafia]] {{vangovango}} [[sokajy:mpilalao]] [[sokajy:talen-koronantsary]] [[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1953]] pjl7w18qqt3ul9p3m2ihw4u6ssbz0e6 Wikipedia:Vaovao Wikimedia/2024 4 285887 1091094 1091082 2024-10-30T03:04:26Z Bot-Jagwar 2168 +Vaovao androany 30 Oktobra 2024 1091094 wikitext text/x-wiki ; 30 Oktobra 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:pam:|pam.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 29 Oktobra 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:chr:|chr.wikipedia]] dia tafidina ho latsaka ny {{formatnum:900}}. ; 27 Oktobra 2024 * Ny isan'ny fiovana ao amin'i [[:wikt:shn:|shn.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 20 Oktobra 2024 * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:w:fur:|fur.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:chr:|chr.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000}}. ; 11 Oktobra 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:wikt:bn:|bn.wiktionary]] dia tafidina ho latsaka ny {{formatnum:90000}}. ; 7 Oktobra 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:chr:|chr.wikipedia]] dia tafidina ho latsaka ny {{formatnum:900}}. ; 30 Septambra 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:sq:|sq.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 27 Septambra 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:te:|te.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 26 Septambra 2024 * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:wikt:ga:|ga.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 25 Septambra 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:chr:|chr.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000}}. * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:w:ff:|ff.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 20 Septambra 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:chr:|chr.wikipedia]] dia tafidina ho latsaka ny {{formatnum:900}}. ; 11 Septambra 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:cr:|cr.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10}}. ; 4 Septambra 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:cr:|cr.wikipedia]] dia tafidina ho latsaka ny {{formatnum:7}}. ; 14 Aogositra 2024 * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:w:is:|is.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 12 Aogositra 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:glk:|glk.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 10 Aogositra 2024 * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:w:ti:|ti.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 8 Aogositra 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:wikt:bn:|bn.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 30 Jolay 2024 * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:w:ff:|ff.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 23 Jolay 2024 * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:wikt:shy:|shy.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000}}. ; 21 Jolay 2024 * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:wikt:ay:|ay.wiktionary]] dia tafidina ho latsaka ny {{formatnum:900}}. ; 20 Jolay 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:wikt:ay:|ay.wiktionary]] dia tafidina ho latsaka ny {{formatnum:600}}. ; 26 Jiona 2024 * Ny isan'ny fiovana ao amin'i [[:w:hy:|hy.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000000}}. ; 21 Jiona 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:st:|st.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000}}. ; 6 Jiona 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:wikt:bs:|bs.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 5 Jiona 2024 * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:w:tet:|tet.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 4 Jiona 2024 * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:w:uz:|uz.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000000}}. ; 28 Mey 2024 * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:wikt:sg:|sg.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 25 Mey 2024 * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:wikt:min:|min.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000}}. ; 21 Mey 2024 * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:w:wuu:|wuu.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 14 Mey 2024 * Ny isan'ny fiovana ao amin'i [[:w:ay:|ay.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 2 Mey 2024 * Ny isan'ny fiovana ao amin'i [[:w:ja:|ja.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000000}}. ; 26 Aprily 2024 * Ny isan'ny fiovana ao amin'i [[:w:arz:|arz.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000000}}. ; 23 Aprily 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:fa:|fa.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000000}}. ; 18 Aprily 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:ary:|ary.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 12 Aprily 2024 * Ny isan'ny fiovana ao amin'i [[:wikt:de:|de.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000000}}. ; 6 Aprily 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:cr:|cr.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10}}. ; 5 Aprily 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:cr:|cr.wikipedia]] dia tafidina ho latsaka ny {{formatnum:1}}. ; 31 Martsa 2024 * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:w:rn:|rn.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 30 Martsa 2024 * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:wikt:hr:|hr.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 29 Martsa 2024 * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:wikt:yue:|yue.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:wikt:si:|si.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 19 Martsa 2024 * Ny isan'ny fiovana ao amin'i [[:wikt:si:|si.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 18 Martsa 2024 * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:wikt:bn:|bn.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:100000}}. ; 16 Martsa 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:wikt:lb:|lb.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 20 Febroary 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:wikt:ku:|ku.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000000}}. ; 19 Febroary 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:w:rmy:|rmy.wikipedia]] dia tafidina ho latsaka ny {{formatnum:900}}. ; 4 Febroary 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:wikt:ku:|ku.wiktionary]] dia tafidina ho latsaka ny {{formatnum:900000}}. ; 3 Febroary 2024 * Ny isan'ny pejim-botoatiny ao amin'i [[:wikt:ku:|ku.wiktionary]] dia mihoatra ny {{formatnum:1000000}}. ; 31 Janoary 2024 * Ny isan'ny pejy rehetra ao amin'i [[:w:ln:|ln.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. ; 8 Janoary 2024 * Ny isan'ny mpikambana ao amin'i [[:w:hyw:|hyw.wikipedia]] dia mihoatra ny {{formatnum:10000}}. a1pihcajzup0ew8hdxel6stksno6hjd Salome Zurabishvili 0 289821 1091098 1091033 2024-10-30T05:59:06Z EmausBot 2486 Nanala rohy interwiki 1 izay efa omen'i [[:mg:w:Wikipedia:Wikidata|Wikidata]] eo amin'i [[d:Q272416]] 1091098 wikitext text/x-wiki [[File:Salome Zourabichvili at the Enthronement of Naruhito (1).jpg|thumb|Salome Zurabishvili]] '''Salome Zurabishvili''' ([[fiteny jeôrjiana|jeôrjiana]] : სალომე ზურაბიშვილი, [[fiteny frantsay|frantsay]]: ''Salomé Zourabichvili'') dia mizaka ny zom-pirenen'i {{Jeorjia}} teraka ny 18 Martsa 1952 tao [[Paris]] ([[Frantsa]]) ary ny filohan'i Jeorjia nanomboka tamin'ny Novambra 2018. Ny diplaomaty dia Minisitry ny Raharaham-bahiny jeorjiana nanomboka tamin'ny Martsa 2004 ka hatramin'ny Oktobra 2005. [[Sokajy:Filohan'i Jeorjia]] [[Sokajy:Minisitry ny Raharaham-bahiny jeorjiana ]] [[Sokajy:Mpanao politika jeorjiana]] 1z0myybh7cmqtyxx0utd4ewc0zrecw3 Abilio Brunini 0 289836 1091097 1091070 2024-10-30T05:59:05Z EmausBot 2486 Nanala rohy interwiki 2 izay efa omen'i [[:mg:w:Wikipedia:Wikidata|Wikidata]] eo amin'i [[d:Q114980512]] 1091097 wikitext text/x-wiki {{infobox olona |sary= Deputado Abilio Brunini (cropped).jpg |anarana=Abilio Brunini |teraka=31 Janoary 1984 |maty= |firenena={{Brazila}} |mpiaraka= |asa= * [[mpanao politika]] |taona niasàna= }} [[File:Deputado Abilio Brunini (cropped).jpg|thumb|left|Abilio Brunini]] '''Abilio Jacques Brunini Moumer''' dia mpanao mari-trano sy mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i {{Brazila}} teraka ny 31 Janoary 1984. Izy dia lefitra federaly avy amin'ny fanjakan'i {{Mato Grosso}} (2022-2024) ary voafidy ho ben'ny tanàna tao [[Cuiabá]] avy eo. ===Rohy ivelany=== {{commonscat}} [[Sokajy:Mpanao politika breziliana]] [[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1984]] [[Sokajy:Ben'ny tanànan'i Brazila]] [[Sokajy:Mpanao mari-trano]] etq9wfpv4a8kl67smsmh585p911xkji Salvador da Bahia 0 289839 1091096 1091085 2024-10-30T05:59:04Z EmausBot 2486 Nanala rohy interwiki 1 izay efa omen'i [[:mg:w:Wikipedia:Wikidata|Wikidata]] eo amin'i [[d:Q36947]] 1091096 wikitext text/x-wiki {{coord|12|59|S|38|31|W}} {{infobox tanàna |anarana=Salvador |sary= |saina=Bandeira de Salvador.svg |velarantany= 693,8 |isam-ponina= 2.675.656 |ben'ny tanàna= [[Bruno Soares Reis]] |faritany = [[Bahia]] |firenena={{BRA}} }} [[File:MatoGrosso Municip Cuiaba.svg|thumb|left|Cuiaba]] I '''Salvador''' dia renivohi-paritany mizaka tenan'i [[Bahia]] ao {{Brazila}}. Ny isam-poniny dia 2.675.656 ary ny halavirany amin'ny renivohi-pirenena dia 693,8 kilometatra. Salvador, ofisialy Município de Salvador, no tanàna fahatelo lehibe indrindra ao Brezila taorian'i [[São Paulo]] sy [[Rio de Janeiro (tanàna)|Rio de Janeiro]]. Ny anarana ara-tantaran'ny tanàna amorontsiraka dia São Salvador da Bahia de Todos os Santos (Mpamonjy Masina ao amin'ny Helodranon'ny Olomasina Rehetra). Ny anarana dia niverina tamin'ny andro nahatongavan'ireo tantsambo voalohany, ny 1 Novambra 1501. . Salvador dia nanana mponina manodidina ny 2.9 tapitrisa tamin'ny 1 Jolay 2021, dia renivohitry ny fanjakana avaratra atsinanan'i [[Bahia]] ary renivohitr'i Brezila hatramin'ny 1763. {{reflist}} {{commonscat}} [[sokajy:Tanàna ao Bahia]] [[Sokajy:Seranan-tsambo ao Brezila]] cihwlpgspsxzam2x7wb1rnmbh5pl7h6