Wikipedia mgwiki https://mg.wikipedia.org/wiki/Wikipedia:Fandraisana MediaWiki 1.44.0-wmf.1 first-letter Rakitra Manokana Dinika Mpikambana Dinika amin'ny mpikambana Wikipedia Dinika amin'ny Wikipedia Sary Dinika amin'ny sary MediaWiki Dinika amin'ny MediaWiki Endrika Dinika amin'ny endrika Fanoroana Dinika amin'ny fanoroana Sokajy Dinika amin'ny sokajy TimedText TimedText talk Module Discussion module Anvin 0 12680 1091382 927554 2024-11-04T18:51:22Z CommonsDelinker 112 Replacing Blason_Anvin.svg with [[File:Blason_ville_fr_Anvin_62.svg]] (by [[:c:User:CommonsDelinker|CommonsDelinker]] because: [[:c:COM:FR|File renamed]]:). 1091382 wikitext text/x-wiki {{Coord|50.4472|2.2561}} {{infobox tanàna |tanàna=Anvin |firenena={{Frantsa}} |faritany=[[Hauts-de-France]] |velarantany=7.83 |isam-ponina=803 |ben'ny tanàna=André Olivier }} [[sary:Blason ville fr Anvin 62.svg|120px|thumb|right|Mari-piandrian'i Anvin]] I '''Anvin''' dia kaominina ao amin'ny fivondronan'i Arras, ao amin'ny departemantan'i [[Pas-de-Calais]], ao amin'ny faritr'i [[Hauts-de-France]], ao [[Frantsa]]. Ny INSEE dia mampiasa ny kaodim-paositra 62036. I André Olivier no ben'ny tanàna mandritry ny taona 2008&ndash;2014. Ilay kaominina dia kaominina mpikambana amin'ny fivondronan-kaominin'i Pays d'Heuchin == Jeografia == Ny isam-ponin'i Anvin dia 803 mponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2009. Ny haavon'ny toerana ambany indrindra dia 51 metatra. Ny haavon'ny toerana avo indrindra dia 150 metatra. Ny fisiana ara-daharampehintany ary ara-daharanjarahasin'ilay kaominina dia 50.4472° ary 2.2561° amin'ny soratra desimaly. Ny faritr'ora dia GMT+1. == Rohy ivelany == * : Tranonkala * [http://www.communes.com/recherche/?q=Anvin Eo amin'i www.communes.com] <references/> [[Sokajy:Tanàna ao amin'ny faritr'i Pas-de-Calais]] osdg4akbhv3jn3fffra335jwboa39qv Canlers 0 13022 1091383 927720 2024-11-04T18:56:57Z CommonsDelinker 112 Replacing Blason_Canlers.svg with [[File:Blason_ville_fr_Canlers_62.svg]] (by [[:c:User:CommonsDelinker|CommonsDelinker]] because: [[:c:COM:FR|File renamed]]:). 1091383 wikitext text/x-wiki {{Coord|50.4831|2.1467}} {{infobox tanàna |tanàna=Canlers |firenena={{Frantsa}} |faritany=[[Hauts-de-France]] |velarantany=3.62 |isam-ponina=175 |ben'ny tanàna=Léonce Blond }} [[sary:Blason ville fr Canlers 62.svg|120px|thumb|right|Mari-piandrian'i Canlers]] I '''Canlers''' dia kaominina ao amin'ny fivondronan'i [[arrondissement of Montreuil-sur-Mer|Montreuil]], ao amin'ny departemantan'i [[Pas-de-Calais]], ao amin'ny faritr'i [[Hauts-de-France]], ao [[Frantsa]]. Ny INSEE dia mampiasa ny kaodim-paositra 62209. I Léonce Blond no ben'ny tanàna mandritry ny taona . Ilay kaominina dia kaominina mpikambana amin'ny fivondronan-kaominin'i [[Communauté de communes du Canton de Fruges et environs]] == Jeografia == Ny isam-ponin'i Canlers dia 175 mponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 1999. Ny haavon'ny toerana ambany indrindra dia 117 metatra. Ny haavon'ny toerana avo indrindra dia 142 metatra. Ny fisiana ara-daharampehintany ary ara-daharanjarahasin'ilay kaominina dia 50.4831° ary 2.1467° amin'ny soratra desimaly. Ny faritr'ora dia GMT+1. == Rohy ivelany == * : Tranonkala * [http://www.communes.com/recherche/?q=Canlers Eo amin'i www.communes.com] <references/> [[Sokajy:Tanàna ao amin'ny faritr'i Pas-de-Calais]] 6nyw0k7xcy5h0fftgtuhsl1hw57w14q Mpikambana:Hym411 2 190784 1091380 702601 2024-11-04T15:23:44Z EmausBot 2486 Rôbô : mamaha olam-pihodinana mankany amin'i [[Mpikambana:Revi C.]] 1091380 wikitext text/x-wiki #FIHODINANA [[Mpikambana:Revi C.]] mdwmjcwaeg27a9a9bf7yr06mffqktmv Dinika amin'ny mpikambana:Hym411 3 190785 1091381 702602 2024-11-04T15:24:04Z EmausBot 2486 Rôbô : mamaha olam-pihodinana mankany amin'i [[Dinika amin'ny mpikambana:Revi C.]] 1091381 wikitext text/x-wiki #FIHODINANA [[Dinika amin'ny mpikambana:Revi C.]] ja0ev2gbxnb9qhkvtgf5cop06e1ttmp Artie Moore 0 220190 1091385 1091378 2024-11-05T08:32:30Z 151.95.216.228 1091385 wikitext text/x-wiki {{infobox olona |sary= |anarana=Arthur Ernest Moore |teraka=29 Aprily 1887 |maty=20 Janoary 1949 |firenena= |mpiaraka= |asa= * [[injeniera]] |taona niasàna= }} '''Artie Moore''' dia injeniera teraka ny 29 Aprily 1887 ary maty ny 20 Janoary 1949 == Jereo koa == * [[Biôgrafia]] ===Rohy ivelany=== * Ao amin'i Freebase: [https://www.freebase.com] {{Wayback|url=https://www.freebase.com/ |date=20160501004947 }} [[sokajy:Biôgrafia]] {{vangovango}} [[sokajy:injeniera]] [[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1887]] [[sokajy:Maty tamin'ny taona 1949]] lklp46fsg9dfo8tdv0vqmvy62yjzlrh 1091386 1091385 2024-11-05T08:32:44Z 151.95.216.228 1091386 wikitext text/x-wiki {{infobox olona |sary= |anarana=Arthur Ernest Moore |teraka=29 Aprily 1887 |maty=20 Janoary 1949 |firenena= |mpiaraka= |asa= * [[injeniera]] |taona niasàna= }} '''Arthur Ernest Moore''' dia injeniera teraka ny 29 Aprily 1887 ary maty ny 20 Janoary 1949 == Jereo koa == * [[Biôgrafia]] ===Rohy ivelany=== * Ao amin'i Freebase: [https://www.freebase.com] {{Wayback|url=https://www.freebase.com/ |date=20160501004947 }} [[sokajy:Biôgrafia]] {{vangovango}} [[sokajy:injeniera]] [[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1887]] [[sokajy:Maty tamin'ny taona 1949]] qxyeq4tkqtvk69uf3nkgcyj8u200s8n Tempoly Faharoan' i Jerosalema 0 263898 1091387 1077765 2024-11-05T09:50:54Z Thelezifor 15140 Nanampy lahatsoratra 1091387 wikitext text/x-wiki [[Sary:David Roberts - The Siege and Destruction of Jerusalem by the Romans Under the Command of Titus, A.D. 70.jpg|vignette|319x319px|''Fahirano sy fandravan' ny Rômana an' i Jerosalema'', sary nataon' i David Roberts tamin' ny taona 1850, jerena avy ao atsimo andrefana]] Ny '''Tempoly Faharoan' i Jerosalema''' eo amin' ny [[fivavahana jiosy]] dia ny [[Tempolin' i Jerosalema]] naorina tamin' ny taona taona 536 tal. J.K. sady vita tamin' ny taona 515 tal. J.K., taorian' ny [[Fahababoana tany Babilôna|fahababoan' ny Jiosy tany Babilôna]] izay nasolo ny [[Tempolin' i Sôlômôna|Tempoly voalohany]] (atao hoe Tempolin' i Sôlômôna) noravan' ny Babilôniana tamin' ny taona 586 tal. J.K. Narodan' ny [[Empira Rômana|Rômana]] izany tempoly izany tamin' ny taona 70 taor. J.K. Amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] ity tempoly ity dia atao hoe בֵּית־הַמִּקְדָּשׁ‎ הַשֵּׁנִי‎ ''Bēṯ'' / ''hamMīqdāš hašŠēnī'', izay midika hoe "Trano Faharoan' ny Masina". == Tantaran' ny Tempoly faharoa == === Faharavan' ny Tempoly Voalohany === Ilay Tempoly Voalohany namboarin' ny mpanjaka [[Sôlômôna]] tamin' ny taona 957 tal. J.K. dia noravan' i [[Nebokadnetsara II]] niaraka amin' i Jerosalema tamin' ny taona 586 tal. J.K. (425 tal. J.K. hoy ny loharano jiosy) sady nentiny ho [[Fahababoana tany Babilôna|babo any Babilôna]] ny ampahany amin' ny mponina tao Jodea tamin' izany fotoana izany. [[Sary:105.The Rebuilding of the Temple Is Begun.jpg|vignette|229x229px|''Fanorenana ny Tempoly Faharoa'', sary nataon' i Gustave Doré, taona 1866.]] === Fanorenana ny Tempoly Faharoa === Araka ny [[Bokin' i Ezra]] (na [[Bokin' i Esdrasa]]) dia ny mpanjaka [[Kirosy Lehibe]] no nanome alalana ny fanamboarana ny Tempoly faharoa (hebreo: בֵּית־הַמִּקְדָּשׁ הַשֵּׁנִי‬ / ''Beit HaMikdash HaSheni'')) izay nanomboka tamin' ny taona 538 tal. J.K. iray taona taorian' ny faharavan' ny Fanjakana Babilôniana. Ny Tempoly faharoa dia namboarina tamin' ny taona 536 tal. J.K., taona niverenan' ny [[Jiosy]] (Jodeana) avy any [[Babilôna]] nahababoan' izy ireo. Naorina teo amin' ny toerana nisy ny Tempoly Voalohany ny Tempoly Faharoa. Vita tamin' ny taona 515 tal. J.K. ilay tempoly tamin' ny nanjakan' i [[Dariôsy Lehibe]] sy teo ambany fitarihan' i Zôrôbabela, mpanapaka (governora) tamin' izany fotoana izany. Natokana io tempoly io afaka roapolo taona (taona 516 tal. J.K.) taorian' ny fanombohan'ny asa. Naitatr' i [[Herôda I]] ilay tempoly tamin' ny taona 19 taor. J.K. ka nomena ny anarana hoe "Tempolin' i Heroda". === Faharavan' ny Tempoly Faharoa === Tamin' ny taona 70 taor. J.K. dia narodan' ny Rômana faha [[Titosy (emperora)|Titosy]] tamin' ny fiafaran' ny ady nifanaovan' ny [[Jiosy]] sy ny Rômana ny Tempoly Faharoan' i Jerosalema. Amin' izao dia tsy misy sisa afa-tsy ny rindrim-panohanana ny kianjan' ny tempoly sy ny sisan' ny andohalambo fidirana ao amin' ny kianjan' ny tempoly. == Firafitry ny Tempoly faharoa == [[Sary:Jerusalem Modell BW 3.JPG|vignette|286x286px|Temploly Faharoan' i Jerosalema]] === Ny firafitry ny Tempoly faharoa === Ny Tempoly faharoa dia mizara telo lehibe: ny kianjaben' ny tempoly sy ny kianja kelin' ny tempoly ary ny trano tempoly. Raha jerena amin' ny antsipiriany kokoa dia izao no fizaràna hita ao: * ny ''Kianjaben' ny Tempoly'' izay mivelatra eo ambonin' ny Tendrombohitry ny Tempoly sady miaty ny ''kianjan' ny Jentilisa'' (na ''kianjan' ny Jentily''): ahitana mpivarotra ireo zavatra ilaina amin' ny fanatanterahana sorona sy fanatitra (voromailala, ondry, sns) sy ireo mpanakalo vola jiosy sy vola rômana; * ny ''Kianjan' ny Vehivavy'' na ''Kianja afovoany'' (hebreo: ''עזרת הנשים'' / ''Ezrat HaNashim''; na ''עזרת נשים''‬ / ''Ezrat Nashim'') izay hany faritra azon' ny vehivavy aleha; * ny ''Kianjan' ny Israelita'' na ''Kianjan' ny Lehilahy'' izay natokana ho an' ny lehilahy jiosy madio; * ny ''Kianjan' ny mpisorona'', izay misahana andraikitra maro ao amin' ny Tempoly; * ny ''Kianjan' ny Tempoly'' na ''Azarah'' izay ahitana ny toeram-pidiovana (hebreo: כִּיּוֹר‬ / ''kiyor''), ny alitara (na ôtely) fanaovana fafatitra dorana (hebreo: מִּזְבֵּחַ / ''mizbe'ah''), ny Toerana famonoana, ary ny trano Tempoly. === Ny ao anatin' ny trano Tempoly === Ny ao anatin' ny tranon' ny Tempoly faharoa dia mbola misy ireto fizarana telo ireto: * ny efitrano fidirana ao amin' ny Tempoly (hebreo: ''ulam''); * ny fitoerana masina ao amin' ny Tempoly (hebreo: היכל‎ / ''hekhal'' "trano lehibe"): efitra lehibe amin' ny Tempoly; ao no ahitana ilay fanaovan-jiro fito rantsana sy ny latabatra natokana ho an' ny "mofo aseho" ary ny alitaran' ny emboka manitra; * ny ''Masina Indrindra'' (hebreo: ''קֹדֶשׁ הַקֳּדָשִׁים'' / ''Kodesh HaKodashim'' "masina amin' ny masina" na דְּבִיר / ''debir''): efitra anantiny indrindra ao amin' ny Tempoly. === Ny vavahadin' ny Tempoly === Ahitana vavahady telo ambin' ny folo ny fidirana ao amin' ny faritry ny Tempoly ka ireto izy ireo: * ''Shaar Ha'Elyon'' ("vavahadin' ny Avo Indrindra") * ''Shaar HaDelek'' ("vavahadin' ny hazo fandrehitra") natokana hampidirana ny hazo hatao fandrehitra; * ''Shaar HaBekhorot'' ("vavahadin' ny voalohan-teraka") fampidirana ny voalohan-teraky ny boby fiompy atao fanatitra; * ''Shaar HaMayim'' ("vavahadin-drano") fampidirana ny rano hatao fanatitra amin' ny fankalazana ny [[Sokota|fetin' ny Tabernakely]] na ''Sukkot''; * ''Shaar Yekhonyah'' ("vavahadin' i [[Jekonia|Jekônia]]") fidiran' ireo mpanjaka taranak' i [[Davida (mpanjaka)|Davida]] sady nisamboran' ny mpanjakan' i [[Babilôna]] an' i Jekônia mpanjaka farany; * ''Shaar HaKorban'' ("vavahadin' ny fanatitra") fidiran' ny mpisorona mitondra ny fanatitra ho an' ny ''Kodshei Kodashim'' "masina indrindra"; * ''Shaar HaNashim'' ("vavahadin' ny vehivavy") fidiran' ny vehivavy ao amin' ny ''Kianjan' ny vehivavy'' na ny ''Kianja lehibe'' (''Azara'') ho an' izay hanatanteraka fanatitra; * ''Shaar Hashir'' ("vavahadin' ny hira") fidiran' ny [[Levita]] miaraka amin' ny zavamanenony; * ''Shaar Nikanor'' ("vavahadin' i Nikanôra") eo anivon' ny vavahady kely roa ankavia sy ankavanany; * vavahady roa tsy manana anarana sady tsy dia manan-danja loatra. == Ny mpanao raharaha ao amin' ny Tempoly == === Ny mpisorona sy ny Levita === Mizara roa ny [[Mpisorona jiosy|mpisorona]], dia ny [[Mpisoronaben' i Israely|mpisoronabe]] sy ny mpisorona tsotra. ==== Ny mpisoronabe ==== [[Sary:Holman The Holy of Holies.jpg|vignette|193x193px|Mpisoronabe ao amin'ny Masina Indrindra]] Ny [[Mpisoronaben' i Israely|mpisoronabe]] dia anaram-boninahitra nentin' ireo [[Mpisorona jiosy|mpisorona]] tao amin' ny fivavahana israeliana fahiny sy ao amin' ny [[jodaisma]], hatramin' ny nisandratan' ny firenena israelita ka hatramin' ny nadravana ny Tempoly Faharoa tao Jerosalema tamin' ny taona 70 taor. J.K. Tsy maintsy taranak' i [[Aarôna]] ny mpisoronabe. Nandritra ny vanimpotoan' ny Tempoly Faharoa dia anjara asan' ny mpisoronabe ny fisahanana ny maha filohan' ny [[Sanedrina|Sinedriona]] azy. Ny asan' ny mpisoronabe dia nanjavona niaraka tamin' ny faharavan' ny Tempoly Faharoa. Heverina fa nisy mpisoronabe miisa 18 nandritra ny vanimpotoan' ny [[Tempoly Voalohany]] ary miisa 60 ny an' ny Tempoly Faharoa. Nanjavona niaraka tamin' ny faharavan' ny Tempoly ny mpisoronabe tamin' ny taona 70 taor. J.K. ==== Ny mpisorona tsotra ==== [[Sary:Jewish priests.jpg|vignette|192x192px|''Mpisorona sy mpisoronabe ary levita'', sary nataon' i Charles Foster, taona 1873]] Ny [[Mpisorona jiosy|mpisorona]] dia mpitondra fivavahana natokana hanatanteraka ny fanompoana ao amin' ny [[Tempolin' i Jerosalema|Tempoly]] ka olona nofidina avy amin' ny [[fokon' i Levy]] tsy taranak' i [[Aarôna]] izy ireo. Izy ireo no misahana ny fanaovana sorona, ny fampianarana ny [[Lalàn' i Mosesy|Lalàn' i Mosesy]] (na Lalàn' i Môizy) amin' ny vahoaka, ny fandaminana ny fotoam-pivavanana ao amin' ny Tempolin' i Jerosalema ary ny fitsofan-drano ny vahoaka. Rehefa rava ny Tempoly Faharoa sy i Jerosalema tamin' ny taona 70 taor. J.K. dia tsy nihavery lanja ny mpisorona ary tsy nisy intsony ny asam-pisoronana eo amin' ny fivavahana jiosy. ==== Ny Levita ==== Ny [[Levita]] tsy mpisorona dia afaka manampy ny mpisorona amin' ny fanaovana raharaha amin' ny toerana sasany ao an-tempoly. === Ny mpanoradalàna sy ny raby === ==== Ny mpanoradalàna ==== [[Sary:Maurycy Gottlieb - Torah Scribe.jpg|vignette|209x209px|Mpanoradalàna ]] Ny [[mpanoradalàna]] tamin' ny voalohany dia ireo mpanao dika mitovy ny bokin' ny Lalàna ([[Torah|Tôrah]]), nefa niova miandalana ho mpitantsoratry ny tanàna na mpitantsora-panjakana izany taty aoriana. Matetika manao fivoasana ara-bakiteny ny Lalàna sady nampifantoka ny asany tamin' ny fandinihana ny [[Soratra Masina]] ny mpanoradalàna. Misy ny mpanoradalàna [[fariseo]] sy ny mpanoradalàna [[sadoseo]] ka tsy mitovy no matetika mifanohitra ny fomba fanaovany fivoasana ny Lalàna sy ny fitsipika ao amin' ny fivavahana sy fiarahamonina jiosy. Anjara asan' izy ireo dia ny mamaky eo anatrehan' ny vahoaka ny [[Tanakh]] sady manazava izany. Taorian' ny faharavan' ny Tempoly Faharoan' i Jerosalema dia ny mpanoradalàna no lasa nitahiry ny [[fivavahana jiosy]]. ==== Ny raby ==== Ny [[raby]] dia mpiandraikitra ny fanompoam-pivavahana sady filoha ara-panahy no mpitarika ara-pivavahana. Tamin' ny voalohany dia anaram-boninahitra nomena ireo mpampianatra ny Lalàna ny teny hoe ''raby''. Ny raby dia sady mpandalina no mpanao fivoasana no mpampianatra ihany koa ny [[Torah|Tôrah]]. Ny lehilahy ihany no afaka misahana ny asan' ny raby tamin' ny [[vanimpotoan' ny Tempoly Faharoa]]. == Jereo koa == * [[Tempolin' i Jerosalema]] * [[Tabernakely]] * [[Tempolin' i Sôlômôna]] * [[Sinagôga]] * [[Tempolin' i Herôda]] * [[Tempoly Fahatelon' i Jerosalema]] * [[Vanimpotoan' ny Tempoly Faharoa]] {{reflist}} [[Sokajy:Jerosalema]] fzo2g5ck5nhmc0zw1ij52cu93pe7ecm Gustavo Gayer 0 289537 1091384 1090743 2024-11-05T00:43:52Z YiFeiBot 7855 Nanala rohy interwiki 1 izay efa omen'i [[d:|Wikidata]] eo amin'i [[d:q110863392]] 1091384 wikitext text/x-wiki {{infobox olona |sary= Gustavo Gayer.jpg |anarana=Gustavo Gayer |teraka=13 teraka 1981 |maty= |firenena={{Brazila}} |mpiaraka= |asa=* [[mpanao politika]] |taona niasàna= }} [[File:Gustavo Gayer.jpg|thumb|left|Gustavo Gayer]] '''Gustavo Gayer Machado de Araújo''' teraka [[Goiânia]], 13 Aprily 1981, dia mpampianatra, mpandraharaha ary mpanao politika breziliana. Tamin'ny 2022, voafidy ho [[solombavambahoaka]] federaly ho an'i [[Goiás]] izy tamin'ny vato faharoa ambony indrindra tao amin'ny fanjakana Media sosialy: [https://www.youtube.com/@GustavoGayer Pejin'i Gustavo] [[Sokajy:Mpanao politika Brazila]] [[Sokajy:Mpanao politika breziliana]] [[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1981]] [[Sokajy:solombavambahoaka breziliana]] n08ulqgjy0svow6x2y0nvwfr6iid96w